From Ravinala to Maple
Niala tany amin'ny ravinala 🇲🇬 namonjy érable 🇨🇦
08/28/2024
🚨🚨VAOVAO RATSY 🚨🚨
TAPITRA HATREO NY VISITEUR AVADIKA PTF MANOMBOKA ANDROANY.
Tokony nifarana ny 28 février 2025, izay isany nampihazakazaka ny maro hanao visa visiteur. Indrisy fa tapitra androany. Izay demande tafiditra androany dia mitohy ny traitement.
Raha mahita asa kosa indray ao aorian'ny androany dia any ivealn'i Canada miandry taratasy.
Courage !
Rohy feno :
Le Canada met fin à la politique d’intérêt public permettant aux visiteurs de présenter une demande de permis de travail depuis le Canada - Canada.ca Ottawa, le 28 août 2024 — Immigration, Réfugiés et Citoyenneté Canada (IRCC) a mis fin, avec effet immédiat, à une politique d’intérêt public qui permettait aux visiteurs de présenter une demande de permis de travail depuis le Canada.
06/16/2023
Raha tsy te ho very nationalité Malagasy aloha, aleho tsy mandeha aty Canada zany ! 😂
Dia ahoana tokoa moa zany ? Tsy Gasy intsony izany izahay io zao ?
Serieux ! Izahay manana nationalité Vazaha aloha dia raha haka avion, tonga dia mividy billet dia lasa zao. Tsy mila milahatra etsy sy eroa no tsy mila preuves de zao sy zao.
Aminay fotsiny izany dia efa liberté ary zava-dehibe 😁.
Dia mila manao choix amin’ny fiainana, ka ho aty Canada ve ? Sa tsy ho avy ?
Salama e! Any amin'ny ilany andrefana kely anio. Vakio sao mahasoa dia zarao raha mahasoa!
Ny mombamoban'ny permis de conduire Ontarien sy Malagasy
New Brunswick na Nouveau-Brunswick (NB) no hany tokana province bilingue officiellement eto Canada. Manana ny programme d'immigration proviciale (toy ny Arrima an'i Quebec) tsy misy idirany amin'ny programme fédéraly Entrée Express izy.
02/03/2023
🔥🔥🔥 Madagascar bat le Niger 1-0 et est 3ème du CHAN 2022 !
L'actualité de Madagascar en continu sur https://actu.orange.mg/depeches/
Click here to claim your Sponsored Listing.