Ny Rabe

Ny Rabe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Rabe, Arts and entertainment, Antananarivo.

πŸ‡²πŸ‡¬ Mirehareha fa Malagasy πŸ‡²πŸ‡¬

Tongasoa eto amin'ny Pejy!πŸ™
BD 100% vita malagasy natao ho an'ny malagasy.πŸ‡²πŸ‡¬

Vanitika party, sady manal'azy, no mampahatsiahy anao fa gasy ka manja. β€οΈπŸ˜…

12/09/2026

Alerte!! Alerte!!! 🚨🚨🚨
Tonga dia vaovao farak'izay milay be ity ry 'zareo ah! Rehefa feno 500.000 ny abonnΓ©s ato amin'ny pejy fesiboky Ny Rabe dia misy kadΓ΄ milay be atolotray ho anareo mpankafy, dia tsy inona izany fa MINI-JEU afaka lalaovintsika anaty finday πŸ˜πŸ˜‚ Mentionner-o ary ny namanao mba hi-s'abonne ny pejy Ny Rabe.
Alefaso fa maika eeeeh!!!!!!

11/09/2026

Rehefa mandeha mariazy πŸ˜…
Iza aminareo indray no mitondra ambin-tsakafo mody rehefa avy mamonjy mariazy? πŸ˜… Na dia izany aza dia tsara ihany ny miala amin'io fomba io, sa comment? πŸ˜…

11/09/2026

Akory aby!! πŸ«‘πŸ˜‚ Amin'ny 10ora maraina ny fotoana amin'ny video manaraka ah!! 😁 Misy hiteny indray izao hoe "ny kibon'io zoky io mitombo andro aman'alina" πŸ€§πŸ˜‚πŸ˜‚

10/09/2026

Datoa πŸ‘πŸ’ͺπŸ˜‚ Ato ny version HD fond transparent πŸ‘‰ nyrabe.com/datoa
Inona no tena ahatsiarovanareo an'ity zoky ity πŸ˜‚ Ankoatra ny feony

09/09/2026

Fripy amin'ny taonina πŸ˜…
Indry koa ve tsy manaiky mihitsy raha tsy mahazo fripy bobaka be vao afa-po? πŸ˜ƒ Tandremo nefa fa mampiteraka olana be tampoka kay io fifidianana fripy bobaka be io io anh! πŸ˜…

09/09/2026

Ao daholo ve zareo ah?!! πŸ«‘πŸ˜‚ Amin'ny 10 ora indray ary ny fotoana eh πŸ˜‚ Aiza daholo ny mpankafy an'i Fara sy Miora πŸ˜‚

08/09/2026
08/09/2026

Ra'PouletπŸ€£πŸ˜‚ Ato raha mila ilay fond d'Γ©cran HD πŸ‘‰https://nyrabe.com/rubrique/fond-ecran
Misy miteny indray izao eo hoe fa maninona ra'Poulet no manana finday πŸ˜‚πŸ˜‚ Ianao ary manana ko πŸ˜‚
Izay fa bons daholo 🫑😊

07/09/2026

Ry bevohoka isany πŸ˜‚πŸ˜‚
Misy tamboho kaoka be sy rava mihitsy amin'ny fihinanan'ireny bevohoka ireny biriky!! πŸ˜‚ Ny anareo koa ve biriky ihany sa mba asiana vato malao kely indraindray dia jus fasika?? πŸ˜‚

07/09/2026

Hafa kely ityπŸ˜‚πŸ€£ Amin'ny 10 ora maraina ny fotoana zareo ah 🀣 Misy video mitapy beπŸŽ¬πŸ˜‚ Momban'ny inona indray re ity manaraka ity eh?? Izay fa rehefa avy eo 🫑

Address

Antananarivo