La table du Rova
Restaurant bistronomique Malagasy Français
22/07/2026
Rova Tananambony no misy anay oh❤️🤤
Manao livraison iany koa izahay ah 🛵
☎️038 62 291 84
10/07/2026
Manalazy vita BEPC 😅
Offre spéciale be ty 😍
-15000 ariary
-15000 ariary
-10000 ariary fotsiny de minana Zavatra bedebe Sady mahavoky bé 😍
Chez snack bar Table du
Tananambony
02/07/2026
Tongava mitsidika 🍜🍟🌮?La table du Rova Rova Tananambony
25/06/2026
Où allez-vous admirer les bala afomanga ce 25 juin ? 🤣😍
Et si vous les regardiez depuis Table du Rova?🇲🇬
Une belle vue, une bonne ambiance et de délicieux plats vous attendent.
Un endroit parfait pour profiter de la soirée et immortaliser ce beau moment .
Tongava maro be fa tena tsara bé maintsy ety Sady maita afomanga tsara 🎉😍
19/06/2026
Vendredi magnifique ooh❤️
Tongava hisakafo ety am La table du Rova Tananambony 🥰
Efa miandry anareo zahay miaraka am reo sakafo maro bé🍔🍕🌮🍟🍜🥗
17/06/2026
17/06/2026
Matsiro be ne sakafo ato aminay e 😍
Tongava oh
12/06/2026
Offre milay be oany androany sy rapits😍
Mahazo cadeau SURPRISE ho an'izay client 10 Tonga voloany😍
12/06/2026
Androany a
Izay 10 voalohany tonga ato aminay anio sy rahampitso dia mahazo" SURPRISE "milay be 😍
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa