STAT INFO

STAT INFO

Share

STAT-INFO est un centre spécialisé en formation numérique et en traitement de données.

Nous accompagnons les étudiants, chercheurs et professionnels dans l’acquisition de compétences en analyse de données et dans la réalisation de leurs projet statistique

12/09/2026

🚀 TE HANANA ASA TSARA KOKOA VE IANAO?

💼 TE HAHITA FAHAFAHANA BE KOKOA AMIN’NY TSENAN’ASA?

Amin’izao vanim-potoana izao, tsy ampy intsony ny manana diplôme fotsiny.

Mitombo hatrany ny orinasa sy fikambanana mitady olona mahay miasa amin’ny angona, mandinika olana, mamaky KPI, mamorona reporting ary mandray fanapahan-kevitra mifototra amin’ny data.

👉 Izany no antony namolavolanay fiofanana matihanina ao amin’ny STAT INFO, natao hanampiana anao hahazo fahaiza-manao tena azo ampiasaina amin’ny asa.

🔵 BUSINESS ANALYST

Raha liana amin’ny business, gestion de projet ary fanatsarana ny fomba fiasan’ny orinasa ianao, ity no mety aminao.

Hianatra ianao :
✅ Analyse des besoins
✅ BPMN & UML
✅ Agile & gestion de projet
✅ KPI & Business Intelligence
✅ Excel avancé
✅ Power BI
✅ PowerPoint

🟢 DATA ANALYST

Raha te hahay hamadika angona ho fampahalalana manampy amin’ny fanapahan-kevitra ianao :

Hianatra ianao :
✅ Fanadiovana sy fanomanana angona
✅ Analyse statistique & EDA
✅ Data Visualization
✅ Reporting & Data Storytelling
✅ Excel
✅ Metabase
✅ Python
✅ Power BI

🟣 DATA SCIENCE

Raha te hiditra lalindalina kokoa amin’ny intelligence artificielle sy Machine Learning ianao :

Hianatra ianao :
✅ Machine Learning
✅ Modélisation prédictive
✅ Analyse & traitement des données
✅ Python
✅ R
✅ Scikit-learn
✅ TensorFlow

---

⭐ NAHOANA NO MISAFIDY STAT INFO ?

Tsy fiofanana be olona izay mijery fotsiny ny cours ianao.

👥 OLONA 5 IHANY no raisina isaky ny andiany.

Izany dia ahafahanay manome anao :

🎯 Fanaraha-maso manokana
💻 Fampiharana betsaka
📚 Tetikasa tena azo ampiharina
🤝 Fifandraisana mivantana amin’ny formateur
🚀 Fahaiza-manao mifanaraka amin’ny tontolon’ny asa

Ny tanjonay dia tsy hoe hampianatra anao teôria fotsiny, fa hanampy anao hahafahanao miteny hoe :

«“Afaka mampiasa ireo compétences ireo amin’ny asa aho.” 💪»

🔥 TOERANA VOAFETRA : OLONA 5 IHANY ISAKY NY ANDIANY !

📍 Lieu : Antanifotsy, Fianarantsoa

📞 Hisoratra anarana na hahazo fanazavana 0343700136

09/09/2026
08/09/2026

Stat Info.

06/09/2026

🔎 NOUS RECRUTONS — DATA SCIENTIST

Dans le cadre du développement de nos activités, nous recherchons un profil Data Scientist capable de transformer les données en insights utiles et en solutions concrètes pour nous ou nos clients.

📍 Vos missions

- Collecter, nettoyer et analyser des données provenant de différentes sources
- Concevoir des modèles statistiques et de Machine Learning
- Identifier des tendances et produire des recommandations exploitables
- Développer et optimiser des modèles prédictifs
- Créer des dashboards et visualisations de données
- Collaborer avec les équipes techniques et métiers

👨‍💼 Profil recherché

- Formation en Data Science, statistiques, informatique, mathématiques ou domaine similaire
- Maîtrise de Python et des principales librairies Data (Pandas, NumPy, Scikit-learn…)
- Bonne connaissance de SQL
- Compréhension des méthodes de Machine Learning
- Esprit analytique, rigueur et autonomie
- Une expérience avec Power BI, Tableau ou des outils de visualisation est un plus

🌍 Modalité : en local ou en hybride
📍 Localisation : Antananarivo, Madagascar
💼 Type : À définir selon le profil

Vous souhaitez rejoindre une équipe qui travaille sur des projets innovants et à dimension internationale ?

📩 Envoyez votre CV et lettre de motivation 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗽𝗿é𝘁𝗲𝗻𝘁𝗶𝗼𝗻 𝘀𝗮𝗹𝗮𝗿𝗶𝗮𝗹𝗲 à : [email protected]
Objet : Candidature – Data Scientist

Photos from STAT INFO's post 06/09/2026

🚀 MITADY ASA TSARA KOKOA VE IANAO?
💻 TE HANANA COMPÉTENCES AZO AMPIASAINA AMIN’NY ASA VE IANAO?

Aza mijanona amin’ny théorie fotsiny.

📊 Mianara Data, Business Intelligence & Data Science miaraka amin’ny STAT INFO ary ampitomboy ireo compétences ilaina amin’ny tontolon’ny entreprise :

🔵 BUSINESS ANALYST
👉 Analyse des besoins • KPI • Excel • Power BI • BPMN/UML

🟢 DATA ANALYST
👉 Excel • SQL • Python • Power BI • Statistiques • Data Visualization

🟣 DATA SCIENCE & IA
👉 Python • R • Machine Learning • Modélisation prédictive

⭐ Ny mampiavaka ny STAT INFO ?

👥 5 personnes ihany / andiany
💻 Pratique betsaka
📚 Projets concrets
🎯 Suivi akaiky
🚀 Compétences orientées emploi

Tsy hoe mianatra logiciel fotsiny ianao.

👉 Mianatra mamaha olana amin’ny Data.
👉 Mianatra mamakafaka sy manazava vokatra.
👉 Mianatra manampy amin’ny prise de décision.

📍 Antanifotsy – Fianarantsoa

📞 034 37 001 36 | 032 21 390 24

🔥 Olona 5 ihany no raisina / andiany.

👉 Alefaso MESSAGE izao :
💬 « TE HISORATRA ANARANA AHO »

💙 STAT INFO
Ny compétence anananao anio, mety ho fahafahanao rahampitso.

31/08/2026

TE HANANA ASA TSARA KOKOA VE IANAO?

Mianara Data • Business Intelligence • Data Science miaraka amin’ny STAT INFO !

Amin’izao fotoana izao, mihamaro ny asa mitaky olona mahay manangona, mandamina, manadihady ary manazava angona.

👉 Izany indrindra no ampianarinay amin’ny alalan’ny fiofanana matihanina sy tena mifototra amin’ny fampiharana.

🔵 BUSINESS ANALYST

Hianatra :
✅ Analyse des besoins
✅ BPMN / UML
✅ Agile & gestion de projet
✅ KPI & Business Intelligence
✅ Excel avancé • Power BI • PowerPoint

🟢 DATA ANALYST

Hianatra :
✅ Fanadiovana sy fanomanana angona
✅ Analyse statistique & EDA
✅ Data Visualization
✅ Reporting & Data Storytelling
✅ Excel • Metabase • Python • Power BI

🟣 DATA SCIENCE

Hianatra :
✅ Machine Learning
✅ Modélisation prédictive
✅ Analyse et traitement des données
✅ Python • R • Scikit-learn • TensorFlow

⭐ NAHOANA NO STAT INFO ?

👥 Olona 5 IHANY isaky ny andiany !

Tsy fiofanana be olona fotsiny, fa :
🎯 Fanaraha-maso manokana
💻 Fampiharana betsaka
📚 Tetikasa tena azo ampiharina
🤝 Fifandraisana mivantana amin’ny formateur
🚀 Fampivelarana fahaiza-manao azo ampiasaina amin’ny asa

⚠️ TOERANA VOAFETRA BE !

Olona 5 ihany no raisina isaky ny andiany mba hahafahana manara-maso tsara ny mpiofana tsirairay.

Lieu: Antanifotsy, Fianarantsoa

📞 Hisoratra anarana na hahazo fanazavana :
☎️ 034 37 001 36
☎️ 032 21 390 24

🔥 Aza miandry ho feno ny toerana !

👉 Alefaso MESSAGE izao ary soraty hoe :
« TE HISORATRA ANARANA AHO »

💙 STAT INFO
Ny angonao dia manana lanja. Izahay no manampy anao hahita ny heviny.

29/08/2026

🎉 LALAO – HAHAZOANA CRÉDIT 1 000 Ar 🎉

Te hahazo Crédit ve ianao? 😍📱

👉 Abonnez-vous amin’ny pejy Stat Info
👉 Zarao Public ity publication ity
👉 Asao ny namanao hanaraka ny pejy
👉 Raiso capture ny partage-nao ary apetraho en commentaire
👉 Asao ny namanao hanao réaction 👍❤️😂 amin’ny commentaire-nao, hampitombo ny chance hahazoanao izany.

🏆 FEPETRA:
❌ Tsy Abonné na tsy nanao partage = tsy raisina.
✅ Izay mahazo +50 réactions ihany no afaka miditra amin’ny examen.
🥇🥈 Ny 2 voalohany hahatratra izany no hahazo Crédit 1 000 Ar avy.

⏰ Daty farany: 2 Septembre
📢 Ny vokatra dia havoaka eto amin’ny Stat Info.

🔥 Zarao izao ary asao ny namanao! 🎉

Website

Address

Igaga Fianarantsoa
Fianarantsoa
301