Ina Ro Ina

Ina Ro Ina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ina Ro Ina, Business Center, Fianaratsoa, Fianarantsoa.

04/09/2026

🚫💰 MIADY AMIN’NY KOLIKOLY ISIKA! 🇲🇬

Aza manolotra vola amin’ny mpiasam-panjakana mba hahazoana tombontsoa manokana. 🙅‍♂️💵 Avelao izy ireo hanatanteraka ny asany am-pahamarinana, satria efa karamaina amin’ny asany izy ireo. 👮‍♂️🏛️

📈 Efa nampiakarina 14% ny karama, ary efa nisy ihany koa ny prime nomena tamin’ny faran’ny taona.

🤝 Mila miova ny toe-tsaintsika. Ny ady amin’ny kolikoly dia andraikitsika rehetra: aza manome, aza mangataka, aza mandray kolikoly! ✊🔥

🇲🇬 Madagasikara madio, Madagasikara mandroso!


📷Sary indrana

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Photos from Ina Ro Ina's post 04/09/2026

💥‼️𝗡𝗜𝗥𝗢𝗗𝗔𝗡𝗔 𝗜 #𝗧𝗦𝗜𝗧𝗔𝗞𝗔𝗞𝗔𝗡𝗧𝗦𝗔 𝗜𝗟𝗔𝗬 #𝗕𝗔𝗢𝗕𝗔𝗕 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗘𝗧𝗢 #𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔.
Nirodana ilay lehibe indrindra eto Madagasikara antsoina hoe Tsitakakantsa. Raha tsiahivina dia efa maromaro izay no tsikaritra fa nanomboka nitritra izy ary ankehitriny dia efa toy izao hita amin'ny sary izao.

Photos from Ina Ro Ina's post 04/09/2026

🚨 VAOVAO VAO IZAO

Mpanao gazety iray ao amin’ny tambajotram-pahitalavitra iray no voadonan’ny fiara teto Ambohijatovo.

👉 Tsy nahatsiaro tena avy hatrany izy taorian’ny loza, ka noentina haingana tany amin’ny hopitaly mba hahazoana fitsaboana sy fizaham-pahasalamana. 🏥🙏

⚠️ Mbola eo am-panangonana ny vaovao misimisy kokoa momba ny zava-nitranga.

Photos from Ina Ro Ina's post 04/09/2026

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy 🥰🥰🥰
Hafa avao rolahy ny Reny Malagasy miavaka toy💖💖💖

04/09/2026

Manja aloha Ilay 1er Dame ka💖💖💖
Ilay fitsiky🥰🥰🥰
Ilay fiakanjo tsotsotra🥰🥰🥰
Tena hoe mamy ka 🥰💖🥰🙏

01/09/2026

Tanana atao hoe Berenty eo @75-85 km miala an'Ilakaka 😭😭😭😭
May kila n tanana 😢😢😢
Mahavaky fo💔💔💔

Photos from Ina Ro Ina's post 18/08/2026

‎‼️Maevatanana : Dahalo 3 lavo, omby 20 tafaverina
‎
‎Nifanehatra tamin’ny Zandary tao amin’ny vavaranon’i Bekipoly ireo dahalo, raha nanangona omby miisa 20 tao anaty ala.
‎
‎Raikitra ny fifampitifirana ka dahalo roa no maty voatifitra, ary iray hafa naratra mafy, saingy namoy ny ainy ihany koa rehefa nentina notsaboina.
‎
‎Tafaverina amin’ny tompony avokoa ireo omby 20, raha tafaporitsaka kosa ireo dahalo sasany.
‎
‎Tsy nisy naratra ny Zandary sy ireo vatan-dehilahy niara-niasa taminy. Mitohy ny fanarahan-dia ireo dahalo nitsoaka.
‎
‎

16/08/2026

❌ LOZAM-PIFAMOIVOZANA MAHATSIRAVINA – RN7 ANTANIFOTSY
🔸Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo amin’ny RN7, avaratr’Ilempona, Antanifotsy, izay nifandonan’ny moto sy camion. Olona roa nitondra moto no namoy ny ainy tsy tra-drano.

⚠️ Antsoina ny mpampiasa lalana rehetra mba hitandrina, tsy hanao hafainganam-pandeha tafahoatra ary hanaja ny ain’ny hafa.

🙏 Mirary fiononana sy faherezana ho an’ny fianakavian’ireo niharam-boina.

Luc Ofisialy
Top radio 102.8 fm

15/08/2026

Datoa tonton refa nahazo2 iny🤣🤣🤣

15/08/2026

Manao ny ezaka rehetra ny Filoha ny Fanavaozana hampifandray sy hampihavana ary hampandroso an'i Madagascar

Category

Website

Address

Fianaratsoa
Fianarantsoa