LAZ

LAZ

Share

𝗟𝗮𝘇𝗮𝗼 𝗮𝘇𝘆🎙️
Éveiller les consciences et contribuer, par le 𝗥𝗔𝗣, à un monde plus 𝗝𝗨𝗦𝗧𝗘, plus égalitaire et plus HUMAIN.

Un rap conscient, engagé et profondément réfléchi, porté par des messages d’espoir, de résilience et d’encouragement.

22/09/2026

TYPIK , ho an'izay kopy tamin'zany. 👊😎

Mikarakara projet Come back be ry lerony ao.
Araho ny pejin'ndry lerony ... Suivre > TYPIK >>
Misy fiaraha-miasa maivana mihodina any.

Sary :
NK - SAM - LOUSFAH - LAZ

Araho akaiky

Mitohy ny drafitra...
"Zah juste zah"

20/09/2026

⚠️ EXTRAIT keli'na Pure Delire niaraka tamin'ny ry zalah Xtrue School 🔥🔥🔥..

Araho ny pejin'dry lerony : X-True School

ETIBAR 🔸 PRAN NA 🔸 LAZ. 💪💪💪
MAMAY MAMAY Ny zandrykely 🔥🔥🔥
fans

19/09/2026

Premier projet avec mon "Zanako lahimatoa"

👆Milay ilay hira ato 😎

https://www.facebook.com/share/r/1K111fpxBF/

LAZ x Alenzo Beats 💪.

14/09/2026

☝️ Mba hisian'ny filaminana kokoa, dia natokana PEJY manokana ny momba ny MBALA rehetra. fans

Ao daholo no mandeha ny :

✅ Fandefasana commande
✅ Fahapahafantarana ny vokatra rehetra
✅ Sarin'ireo mpanjifa (Izay nanome alalana)

Manasa antsika rehetra hitsidika sy hanaraka ny Pejy vaovao. 👇👇👇
https://www.facebook.com/lazaoazywear
https://www.facebook.com/lazaoazywear
https://www.facebook.com/lazaoazywear
https://www.facebook.com/lazaoazywear
https://www.facebook.com/lazaoazywear

11/09/2026

BOGOTA Reprezent ✊.

📍Antsahamanitra
📆 10 Oktobra 2026
⏰ 13h13 tsy diso

05/09/2026

🎙️Première collab avec Alenzo Beats 💪
✅ 𝐒𝐓𝐄𝐏 𝐎𝐍𝐄 : Du sampling jusqu’à la version beta de l’instru. 🎧🔥
🎹🎼🎛️

. fans

03/09/2026

🤫 👽

Mety ho inona ?
Araho akaiky ny Pejy Hip Hop Works Madagascar

01/09/2026

M E N T A L I S M E 👽.
👇👇
https://www.facebook.com/reel/1659884619186622/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v

BOGOTA | 25 ans Raboussa tarika 💪 Palais des sports 💪

31/08/2026

BOGOTA DOUBLENN Raboussa tarika
💪 👽 fans

Photos from LAZ's post 21/08/2026

📷 Sombin-tsary vitsivitsy nandritra ny événement famaranana ny faha 20 taona - Laskart Madagascar Clothes./. United for Street Fashion

Mirary ny 20 taona manaraka 💪💪.

☝️Asa misalasala manjifa , fa tena avo lenta sy tsara ny KALITAO 👌

👉 SARY rehetra : https://www.facebook.com/share/p/19WccmgAZu/

Category

Telephone

Address

Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LAZ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Fianarantsoa.