FCE

FCE

Share

Société d'Etat Malagasy reliant, par la voie ferrée, la Ville de Fianarantsoa à Manakara

18/03/2026

🐇 pâque 2026 miaraka Aminy FCE 🚂

Andao indray ary ee 🚂🚃🚃🚃🚃
Ny F.C.E dia manolotra ho antsika :

TRAIN PASCAL 2026
Fianaratsoa-sahambavy-fianarantsoa

Ny alatsinainy ny P***a 06 aprily 2026
Ny lamasinina dia miainga amin'ny 09 ora maraina ary miverina amin'ny 5 ora tolakandro.

Fiaingàna iray ihany ary voafetra avokoa ny toerana ka fandriho mialoha àry.
🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳🥳
Akoatr'izay :

Misy ihany koa ny petit train izay miainga ny garan'ny FCE ka hatreny Beravina ny sabotsy 04 aprily ka hatramin'io alatsinainy 06 aprily io : 2000Ar ny saran-dalana mandroso sy miverina.

Mirary antsika hanao fety sambatra ny F.C.E

Telephone

Address

1 Rue Du General Leclerc Antarandolo
Fianarantsoa
00301