SCAL
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SCAL, Artist, Rn7, Fianarantsoa.
📞:0381511324(Booking)
🎧Making vibes & good music🎧
▶️Tiktok:https://www.tiktok.com/@scal306?_r=1&_t=ZS-97E3zBQta9A
▶️YouTube:https://youtube.com/@scal-j9l?si=Qm83IWWKHO-2sICA
🔥Stay tuned for New drops 🔥
26/08/2026
ARAHO CHAINE YOUTUBE TSIKA FA AO AHITANAREO VOKATRA MANARAKA ❤️✍️
https://youtube.com/-j9l?si=0cIKdjbR1lElU36O
24/08/2026
« Depuis nahaizako anao, tsisy n’y arrêt 😄✍️
Vous êtes prêts ? 👀🔥
TSY ANGANO… très loin. 🚀»
https://youtube.com/-j9l?si=LcWtqE857mQJrB5u
"Zäh masaky milaza fa dizina anao..." ✍️❤️
ATO CHAINE YOUTUBE TSIKA :
https://youtube.com/-j9l?si=Eqh_pYsdU4tbrvie
Mandizina koa mama ty zany ❤️🥱
https://vt.tiktok.com/ZSVj5qXYh/
Fa nao magneva vady bé ko oh 🥰❤️
https://vt.tiktok.com/ZSV8rkdSt/
CMM Beat X SCAL 🔥
Tsy angano , en collaboration 🎹✅
13/08/2026
Ambarao agnaty kômantera ao aby ny fiainanareo 😅❤️
Ny tantaranareo, ny zavatra niainanareo, ny fitiavana, ny ratram-po, ny fahoriana na koa ny fahasambarana… 🥹❤️🩹✨
Haka ireo tantara iainanareo aho dia hatao tsika hira 🎶🔥
Angamba mety ho lasa hira mihitsy ilay tantaranao 😌🎤❤️
Koa aza menatra fa soraty eto agnaty kômantera 👇😂❤️
Mety ho tantaranao no ho lasa hira manaraka… 🎶🔥✨
Tsy angano :https://vt.tiktok.com/ZSV1QFvsj/✅
Fa nao magneva vady bé ko oh ❤️🔥
https://vt.tiktok.com/ZS4wdBRbG/
Dizina anao less zah mama 💗🇲🇬
📌:https://vt.tiktok.com/ZS43eauwq/
SCAL - TSY ANGANO ❤️
Category
Telephone
Address
Fianarantsoa
15/08/2026