NC Event
🫶Vivez l'événement autrement 🫶✨ Vente des vêtements,chaussures,Sac...
03/09/2026
Misaotra fona Computer Store amin'ny fiaraha-miasa ✨🫶
02/09/2026
🎉🏆 ANNONCE OFFICIELLE DES GAGNANTS🏆🎉
Taorian'ny tirage au sort dia faly izahay manambara aminareo ireo gagnants 5 tamin'ilay Grand Jeu Concours NC Event × Computer Store Apasambazaha 🎁🔥
🥇 Fæh Yœü 🏆
❤️ Nahazo loka noho ny commentaire nahazo réactions betsaka indrindra
🎁 Loka : Speaker + Souris sans fil 🔊🖱️
🎲 IREO GAGNANTS TAMIN'NY TIRAGE AU SORT :
🎉 Floria Caticiah — 🔊 Speaker
🎉 Hasina Miharivola — 🔊 Speaker
🎉 Tanjona Rakotoniaina — 🖱️ Souris sans fil
🎉 Tsiory Razafindrakoto — 🖱️ Souris sans fil
👏👏👏 Arahabaina indrindra ianareo rehetra! 🥳🎊
🙏 Misaotra an'izay nandray anjara rehetra , aza miala lavitra fa ho asintsika jeu concours fona eto amin'ny Pejy 🤍😍
❤️ Misaotra manokana ny partenaire Computer Store Apasambazaha tamin'ny fanomezana ireo loka sy tamin'ny fiaraha-miasa taminay.
Encore félicitations à nos 5 gagnants ! 🏆🎉❤️
NB : mba miditra mp mivantana amin'ny pejy avy hatrany ianareo na WhatsApp
Ho avoakantsiika androany à midi ilay résultats n'ny jeu 🫶
🙏🔥 Fisaorana manokana ho an'ny QUALITEC SON sy CRISTAL SONO 🔥🙏
Qualitec . Landry Tahiana
Tena te hisaotra anareo manokana noho ny kalitao sy ny fahamatorana nasehonareo nandritra ity hetsika ity. 👏
🔥 Tena oe niavaka sy matihanina🔥 Nandray anjara lehibe tamin’ny fahombiazan’ny concert ianareo satria ny kalitao teknika nomenareo no anisan’ny nahatonga ny mpanatrika hankafy tanteraka❤️🙏
Ho anay ato amin’ny NC Event , tsy prestataire tsotra ianareo, fa tena partenaire lehibe 🏆✨
🙏 Misaotra, misaotra 🙏 Manantena fiaraha-miasa hafa mbola hiarahana aminareo indray! 🔥🤝
NC Event – Vivez l'événement autrement ✨
31/08/2026
🙏❤️ MISAOTRA INDRINDRA, FIANARANTSOA! ❤️🙏RAISE UP 2026
Feno fankasitrahana ny fonay taorian’ilay fotoana lehibe sy mamy niarahantsika omaly. 🥹🙌Faly nahita anareo tonga maro, niara-nidera, niara-nihira ary nizara fotoana feno finoana, fifaliana ary fitahiana. 🔥🙏
❤️ Misaotra indrindra anareo PUBLIC rehetra.
🤝 Fisaorana lehibe sy manokana ho an’ireo PARTENAIRES rehetra izay natoky sy nanohana anay mpikarakara 🙏
👥 Misaotra manokana ny STAFF sy ny ÉQUIPE rehetra!
Ianareo izay niasa tao ambadiky ny sehatra, nanomana, nikarakara, nandamina ary niezaka hatramin’ny farany mba hahombiazan’ny hetsika. ❤️👏
Merci Zoky Innocent tamin'ilay affiche tsara indrindra ✨
🎤 Misaotra ny artiste groupe Joseph D'af 🙏sy ny Emit Mikalo Fiderana - EMIFI
Ary ambonin’izany rehetra izany...
🙏 ISAORANA VOALOHANY ANDRIAMANITRA, fa Izy no nanome hery, fahasalamana ary fitahiana ka nahafahanay nanatanteraka iny hetsika iny.
Ireto ary ny sary vitsivitsy nahatsiarovana ilay fotoana mamy niarahantsika omaly.
📸 Fidel Diari
❤️ MISAOTRA ANAREO REHETRA!🔥
✨ NC Event – Vivez l'événement autrement ! ✨
29/08/2026
⏳J-1 😍😍
🔥 Izay vehivavy 3 voalohany tonga mividy Billet GOLD rahampitso dia mahazo cadeau 🎁FRENCH MANUCURE GRATUITE 💅✨ ao amin'ny Kenzo Company Fianarantsoa 😍
(mila manome code hoe Kenzo😉)
27/08/2026
🔥🎁 GRAND JEU😱 – 🎁 À GAGNER : 🔊 03 Speakers sans fil R02 🖱️ 03 Souris sans fil chargeables 😱
JOSEPH D’AF x EMIFI 🎁🔥
Misy cadeaux tsara be miandry anareo! 😍🤩
💥 Ahoana ny fandraisana anjara ? Vakio tsara Ary 📍
1️⃣ Like-o ny page NC Event ❤️
2️⃣ Like-o ny page Computer Store 💻
3️⃣ Mentionne-o ao amin'ny commentaire ny NAMANA 5 hiaraka aminao amin'ny CONCERT JOSEPH D’AF 👥🎶 (👉 Ary Asao izy ireo hanao LIKE ny page NC Event sy Computer Store ❤️👍)
4️⃣ Valio ao amin'ny commentaire :
📍 Aiza no misy ny Computer Store eto Fianarantsoa ?
5️⃣ partagéo amin'ny mur sy amin'ny groupe 5 misy anao ity publication ity 🔄
🏆 BONUS :
🥇 Ny commentaire mahazo réactions betsaka indrindra dia mahazo 1 Speaker + 1 Souris 🎁🔥
🎲 Ary ny gagnants 4 hafa dia hofidina amin'ny tirage au sort 🍀
⏰ Aza tara! Raiso ny anjaranao dieny izao fa mety ianao no hitondra ny cadeau! 😍🔥
📅 30 AOÛT — Joseph D'af x Emit Mikalo Fiderana - EMIFI 🎶❤️
🤝 Misaotra betsaka ny Computer Store Fianarantsoa amin'ity partenariat ity! 🙏
🍀 Bonne chance à tous ! 🍀
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Candi Mario Andriambahoaka, Onintsoa Séverine, Jdd Randrianantenaina, Razafindrasoa Hanitriniaina Judith Prisca, Hanta Razafy, Ny Aina, Zoky Nôssa
Category
Website
Address
301