Bararata RESTO
Ianao MITSIKY Sy MIRANA Eo Ampihinanana No TANJONA
Manasa Ary Hanjifa Eto @BARARATA RESTO
TONGAVA SOA
19/10/2024
😋🤤Ilay FLAN tadiavinao rehefa mandalo aminay io👍
25/05/2024
💝Ataovy Tsapan'i NENY ny FITIAVANAO Azy 🎂♥️
Atolory azy ny M**o Mamy ahatsapany fa mamy ny miaina miarak@ Zanaka manome fitiavana❤️
Mirary Soa an'i NENY😘
18/04/2024
Eny...💪
Faly Miarahaba anao izahay eto amin'nyBararata RESTO ry izay RAIM-PIANAKAVIANA Mahafinaritra...✊👏
Nohon'ny fitiavanao Guitare 🎸
Dia niezaka ny vadinao nametraka fahatokisana taminay teto RestOo
Ka Io ny zava-Bita re Tompoko ♥️♥️♥️
Tohizo ny Fideranao an'ANDRIAMANITRA talenta nomeny anao🙏
❤️Misaotra an'i Madame 'rindra_nametraka fahatokisana anay.🔥
16/04/2024
Mankasitraka anareo Mpanjifa re Tompoko🥰😘
Enganie MBA hitondra HERY sy TANJAKA ary FAHASALAMANA anie Ireo SAKAFO izay naroso anareo.
♥️♥️♥️Misaotra ♥️♥️♥️
(Hialanatsiny ho anareo Tompon'ny SARY raha izao vao afaka nametraka azy ity,nohon'ny fandaminana maro .
misaOtra @ FANJIFANA Ooo)🤝💕
24/03/2024
Salama daholo😘😘😘
Asa hoe Iza no Efa nahita azy ity???
Izy ity no antsoina hoe:
📢📢📢🔥"CHIPS BARARATA"🔥📢📢📢
Izay niverina hita eo @
Ary mety ho hita eo @ Bararata RESTO atsy hoa atsy
K'anefa miankina amin'ny Fankafizantsika MPANJIFA ihany🤝
👉Iza ary no Efa nihinana...!?🥰
👉ary Iza no mba te ihinana..?
♥️DIA IZA AVY IREO Efa nihinana ka MBOLA te IHINANA ARY Eee...😍
😋Andao Hiaraka Hikarepoka Ooo!!!💯
12/01/2024
Miarahaba Tompoko🙏
Hoa anao ilay nanadino Finday📱
Efa tsara Toerana Ilay Finday fa tsy very akOry🤝
Ka manasa anao izahay hiverina andalo ka hanjifa indray ato amin'ny BARARATA RESTO 🪴
Ary mandray ny FINDAINAO rehefa Voky🥰
MisaOtra indrindra😍
11/01/2024
Salama Tompoko 🥰.
ALATSINAINY hatr@ andro SABOTSY Dia misokatra ho anareo ny Tsena BARARATA RESTO 🪴
Tiana ho marihina ihany koa anefa fa misokatra ihany koa izahay rehefa ankatokin'ny fety ny andro ALAHADY mba ho fanomezana fahafahampO❤️ ho anareo mpanjifa tianay🤝❤️
23/12/2023
Category
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 05:30 - 21:00 |
| Tuesday | 05:30 - 21:00 |
| Wednesday | 05:30 - 21:00 |
| Thursday | 05:30 - 21:00 |
| Friday | 05:30 - 21:00 |
| Saturday | 05:30 - 21:00 |
12/01/2024