Axiom Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Axiom Mada, Property developer, Centre, Ivato.
Bienvenue sur la page de AXIOM MADA - Promotion Immobiliรจre
๐ณ Terrains amรฉnagรฉs ร Lazaina Antananarivo Avaradrano (accรจs RN3)
๐๏ธ Lotissements structurรฉs et sรฉcurisรฉs pour construire ou investir sereinement
๐๐ง๐๐๐จ ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐ข๐๐ซ๐๐ค๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐ฒ ๐ก๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ฬ๐ฌ๐ข๐๐๐ง๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐!
๐กAndroany isika hiaraka aminโny client iray izay nitsidika ny tany noeritreretiny hanorenana ny tranony aty aminโny Rรฉsidence TANGARA.
Zarainy amintsika ato anatinโity horonantsary ity,
โ
Ny antony naharesy lahatra azy hanao ny fitsidihana,
โ
Ireo antony nahatonga azy nisafidy ny Rรฉsidence TANGARA hanorenana ny tranony,
โ
Torohevitra vitsivitsy ho antsika izay manana ny eritreritra ny hanao fitsidihana sy hividy tany ihany koa.
Manasa antsika ary hiaraka hijery ity horonantsary mahafinaritra ity.
๐ฒ Raha te hitsidika ny Rรฉsidence Tangara ianao dia aza misalasala miantso anay:
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
25/07/2026
๐ฅ ๐ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ผ๐น๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐, ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐๐ผ !
Matetika ireo opportunitรฉs tsara indrindra amin'ny tany dia ireo izay afaka novidiana mialoha.
๐ Rรฉsidence TANGARA โ Lazaina Avaradrano
โ
Faritra efa mandroso be
โ
Tany efa nokarakaraina tsara
โ
Lalana manasaraka ny ampahan-tany tsirairay
โ
Misy ny fotodrafitrasa ilaina manodidina
โ
Tsara be ny vue !
๐ Tsarovy fa ny fampiasam-bola ankehitriny dia midika hoe manantena ny fitomboan'ny nampiasana ny vola rahampitso!
๐ฒ Mifandraisa aminay raha te hahalala momba ireo tany mbola misy.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
23/07/2026
๐ฅ ๐ฅ๐ฒฬ๐๐ถ๐ฑ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ง๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ : ๐บ๐ฒ๐๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ !
Satria tsy ny androany ihany no zava-dehibe amin'ny tetikasa fanorenan-trano.
Ny ampitso koa no zava-dehibe mankadiry manaraka.
๐ Rรฉsidence Tangara, Lazaina Avaradrano :
โ
Toerana milamina
โ
Tanร na vao misondrotra
โ
Tonganโny fiara sy ny taxibe H
โ
Akaikin'ny toerana misy ireo ilaina rehetra,
๐ก Tontolo iainana mahafinaritra, tsara hitaizana ny zanakao sy hiainanโny ankohonanao ny ao aminโny Rรฉsidence Tangara, Lazaina Avaradrano.
๐ฒ Mifandraisa aminay raha te hahalala bebe kokoa anโizay ianao.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
21/07/2026
๐ฅ ๐ง๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ผ๐ต๐ผ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐บ๐ถ๐ท๐ฒ๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ณ๐ผ๐๐๐ถ๐ป๐
Ny sary dia ahafahanao mahita sombin-tany iray.
Ny fitsidihana dia ahafahanao misafidy sy maminavina ny sarinโny tranonao.
๐ Rรฉsidence TANGARA โ Lazaina Avaradrano
๐ก Vivavinaio ny fipetraky ny tetikasanao rehefa eny an-toerana
๐ฟ Fantaro ny tontolo iainana manodidina
๐ Hiaino ny rivotra eny an-toerana
๐ Fidio ny toerana mety, indrindra aminโireo lots ambiny
๐ฏ Tsy misy mahasolo ny fitsidihana eny ifotony.
๐ฒ Raha te hitsidina ny Rรฉsidence Tangara ianao dia aza misalasala miantso anay :
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
21/07/2026
Villa ร louer ร Antsahameva - Antananarivo
1 grande chambre
1 petite chambre
1 living + cuisine ร l'amรฉricaine
1 salle de bain + toillettes
1 chauffe-eau
1 citerne d'eau 1000L et 1 surpresseur
1 parking pour 2 voitures
๐ฐ Loyer 1 300 000 Ar/mois (eau et รฉlectricitรฉ comprises)
๐ AXIOM MADA โ Immobilier ร Madagascar
๐ก Vente โข Location โข Lotissement โข Investissement
๐ 0324014498 - 034158004
21/07/2026
Tany amidy mora
๐ AXIOM MADA โ Immobilier ร Madagascar
๐ก Vente โข Location โข Lotissement โข Investissement
๐ 0324014498 - 034158004
15/07/2026
๐ฅ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฑ ๐บ๐ถ๐น๐ฎ ๐๐ฎ๐น๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ถ๐๐ถ๐ฑ๐ ๐๐ฎ๐ป๐
Alohan'ny hividianana tany iray dia zava-dehibe ny manamarina teboka vitsivitsy.
๐ Ato amin'ny Rรฉsidence TANGARA dia manampy anao izahay hamaly ireto fanontaniana mety hipetraka ireto :
โ
Tonganโny fiara ve ny tany?
โ
Voafaritra mazava tsara ve ny sisin-tany?
โ
Misy rano sy herinaratra ve?
โ
Misy mponina ve ny manodidina?
โ
Mandroso ve ny faritra?
๐ฏ Ny fividianana tany amim-pahatokiana dia manomboka amin'ny fahazoana valiny mahafa-po aminโireo fanontaniana 5 ireo.
๐ธ Avy eo dia manao visite ny tany eny Lazaina Avaradrano miaraka amin'ny ekipanโny Axiom Mada
๐ฒ Aza misalasala ร ry mamandrika ny toerana, ny ora, sy fotoana hitsidihanao ny any !
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
13/07/2026
๐ฅ ๐ง๐ฎ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ผ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ฟ๐, ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ?
๐ Ato amin'ny Rรฉsidence TANGARA dia mahazo tombony amin'ny tany efa voaomana ho an'ny tetikasanao ianao.
โ
Lalana efa voajary
โ
Tany efa voafaritra tsara
โ
Efa akaiky ny rano sy ny herinaratra
โ
Mora hita ary tonganโny fiara
Fa ny vue koa tsy latsa-danja aminโizany !
๐ก Tsy misy sakana intsony fa avy hatrany dia azo hanorenana ny tany voajary, tsy misy ny atahorana aminโny fividianana tany ato aminโny Axiom Mada, ary milamina kokoa ny saina hanombohana ny tetikasanao.
๐ฒ Mifandraisa aminay raha te hitsidika ny toerana any aminโny Rรฉsidence TANGARA.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
11/07/2026
๐ฅ ๐๐ถ๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ฎ = ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ !
Iray amin'ireo fepetra voalohany amin'ny fampiasam-bola ho an'ny trano fonenana ny fitonian-tsaina.
๐ Rรฉsidence TANGARA โ Lazaina Avaradrano
โ
Tany voafaritra mazava tsara ny fizarany
โ
Tany mifefy
โ
Tanร na efa misy mponina ary tonganโny fiara
โ
Taratasy ara-dalร na !
๐ก Tadidio fa ny fahombiazanโny fanorenan-trano dia miatomboka amin'ny fividianana tany azo antoka foana ka mampilamina ny saina ny fikarakarana azy.
๐ธ Ndao tsidihina ร ry ny Rรฉsidence TANGARA, hijerena izay hisianโny tetikasanao!
๐ฒ Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
08/07/2026
Tontolo manodidina tsara = fiainana mirindra !
๐ฅ O ry reto a, eritrereto anie hoe mitovy aminโny tontolo manodidina ny endriky ny trano, manao ahoana re?
Ny fisafidianana tany dia fisafidianana ny tontolo manodidina ihany koa.
๐ Rรฉsidence TANGARA โ Lazaina Avaradrano
โ
Vue tsara be,
โ
Tontolo maitso,
โ
Tanร na tony
โ
Toerana mety tsara ho an'ny fiainam-pianakaviana!
๐ฟ Satria zava-dehibe mihitsy ny kalitaon'ny fiainana.
๐ธ Jereo anie ny vue hohitanao any e !
๐ฒ Aza taraiky ary, mifandraisa aminay raha te handamina ny fotoana itsidihanao ianao.
Tel: +261 32 40 144 98 / +261 34 15 870 04
Contact the business
Website
Address
Ivato
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Axiom Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.