RAJS Off

RAJS Off

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RAJS Off, Digital creator, SabBam, Toamasina.

🎤 RAJS Off Officiel
🔥 Afrobeats • Afro Pop • Live Performance
🎶 « Ny mozika no fiainako »
📍 Antananarivo 🇲🇬
🎬 Clip & nouvelles musiques bientôt 👀🔥
👇 Abonne-toi pour suivre l’aventure RAJS Off

18/09/2026

DIDY FAHA 10 🫡
Le toetran'ilay Vehivavy eo ihany 🥺
Fa tena nazaka kosa rangah zoky ty SIPA ty ka 🫣

17/09/2026

❤️Refa le samy love iny ❤️

17/09/2026

Tsy bandy hono elah refa tsy mavita an'izao ozizy CRUSH 🫣

16/09/2026

Rava t@zany ny savika 🫣🥺
Mitandrema ihany zalahy fa lahy tokana ny aina an🙏

15/09/2026

Ao MBA samy manao bonne nuit an'izay Olona tiany atao bonne nuit ao de hita eo izy Raha mamaly 🥰🥰

Pers: BONNE NUIT LA MIFA fans

Photos from RAJS Off's post 15/09/2026

KILALAO AZAHOANA 5000AR💰
😁TSAPATSAPAO ETO INDRAY NY VINTANAO
Iza Ilay Olona @ sary io ❓
SOPAPA: Malagasy
Izay 3 tsara vintana mahamarina no mahazo ny loka 🎁 antsika
Condition : Mila abonnés
Mila manao réaction an'ity pub ity

13/09/2026

❤️‍🩹 Tsy hoe tsy tia aho… fa misy nofy tsy maintsy arahina.🥺

🎵 RAJS — HIVERINA AHO
👉 Raha misy olona andrasanao na mampanantena Olona ianao de alefaso aminy ity. ❤️
PArtageo, Commenteo, Henoy atramin'ny farany 🙏
,
,

12/09/2026

Ho lasa olo malaza 🥰🙏
SAMY NANANA NY NOFINY ISIKA .
INONA ILAY ANAO?🫣

09/09/2026

Fika mahomby 🤣
Good idea 🤣
Des idées efficaces et simples 🤣
Ny aza MBA Kely ihany WA🥺

08/09/2026

Accident teo ambohidahy 🥺
Misy mba afaka manaza ny tena zava nisy vé ?

Category

Website

Address

SabBam
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RAJS Off posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Toamasina.