Bitro'hole
Bitrohole
"Fiers d’élever, fiers de savourer." Contact : 038 68 463 22 📞
24/04/2026
1 : Géant de Flandre jaune 💛🐇 ( femelle )
2 : Géant papillon uni-noir porteur havane🖤 ( femelle)
À Vendre ✅
Dispo tout de suite
Contact : 038 68 463 22 ou Mp
17/04/2026
𝙇𝙖𝙥𝙞𝙣 𝙙𝙚 𝙨𝙖𝙡𝙤𝙣 🐇🏠
🐰✨ À vendre : Hoantsika te hanana biby fiompy calme Sady mora ompiana 🤗
Tsy ho irery intsony enao fa hisy namana foana miaraka aminy🤍🐇
NB : Afaka omenao anarana Zay itanao
Aza misalasala miditra Mp Raha Mila fanazavana fanampiny.💬
Alefa amin'ny vidiny MIRARY ✅
Bitronareo koa ve MBA kamo be rehefa antoandro ny andro?😅🐰
05/04/2026
Bitro'hole dia mirary p***a sambatra hoantsika rehetra 🥳🕊️🥚
ALBINOS 🤍❕
Matanjaka tsara Ary mavilavila,
Mijoro tsara🤍🐰
Alatsao ao amin'ny coms koa hoanao izay manana😊✨🤍
🤍🐰🍃
Otrizao ny fiainan'ireo Bitro rehefa any agnaty ala 🌿🐰🌳
Voalaza ao anaty Vidéo ireo fahaizamanaon'ireo bitro 🥕🐰
©️ Le jardin extraordinaire
🐰🧡
🥰✨
Le Géant Papillon Français uni noir (porteur havane) dia bitro lehibe sy tena manintona 🐇🤎
Ity karazany ity dia manana volo mainty tanteraka (uni noir) izay mamirapiratra sy malefaka ✨, nefa mitondra génétique havane ao anatiny 🧬🤎, ka afaka miteraka zanaka miloko volontany (havane) izy rehefa ampifangaroina tsara.
🤎🐰
12/03/2026
Mety atao animal de compagnie ve ny bitro (lapin) otran'ireny saka sy alika ireny?🐰🌿
Ao amin'ny commentaire ny valiny✅
Category
Website
Address
Toamasina