Lovantsofina

Lovantsofina

Share

Lovantsofina : pejim-boky aman'arivony, ahafantaranao be be kokoa mikasika ity nosy malalantsika ity, dia i Manankasintsara.

02/10/2025
Photos from Lovantsofina's post 02/10/2025

Miarahaba antsika Manankasy rehetra,

Eto no toerana iray hanandratana sy hitehirizana ny tantara, ny lova, ary ny soratra Malagasy.
Isika rehetra dia taranaka mitondra am-bava am-bava ny zava-nisy sy ny zava-nisy taloha, ary ny boky no fitaovana haharetan’izany ho an’ny ho avy.

📚 Ao amin’ity pejy ity ianao dia hahita boky manokana momba an’i Madagasikara:

- Tantara sy vakoka,

- Kolontsaina sy ohabolana,

- Asa soratra Malagasy sy iraisam-pirenena.

Ny boky tsirairay dia varavarankely misokatra mankany amin’ny fahalalana sy ny fifohazana.

👉 Raha tia tantara ianao, tia vakiteny, na tia mitahiry lova ho an’ny taranaka, dia eto ny tranonao.

🔖 Fampirantiana voalohany

Ireto misy boky vitsivitsy ho hitanao ato amin’ny pejy:

02/10/2025

Mankasitraka amin'ny firaisankina antsika mpiray tanindrazana, tena efa ao anatintsika ilay fifankatiavana

02/10/2025

Marina izany

Telephone