ZAC Center

ZAC Center

Share

English Teacher
- Cours en salle Ambohipo
- Cours particulier
- Cours à domicile
- Cours en ligne
☎️ 0326681785

Photos from ZAC Center's post 28/09/2026

Avantages mianatra teny Anglisy ato amin’ny ZAC Center Ambohipo
📌 Prof tena manana vocation agnaty fampianaragna no mampianatra anao fa tsy prof vaha nitady asa à gauche et droite tsy nety nahita farany nampianatra feky !
📌 Misy Garantie ny fianarana, averina ny vola raha tsy afapo ianao ( misy taratasy avec cachet rouge, charte anarany )
📌 Encadregna tsirairay ny mpianatra, izany fampianarana avec coaching fa tsy fampianarana bêtement.
📌 Question kafa tsy voavaly avy akato efa tsisy tany mahavaly azy. Resaka prononciation sy stress ary ny silent letters.
📌 Tsy ampanaovigny tsianjery ianao fa amiagna anao ny la clé entinao hiteny ny zavatra tianao tenenina.
📌 Afaka mifandray @ prof 24/24.
📌 Rehefa nandoa frais de formation ianao dia afaka mianatra ato foana mandrakizay. Na hiverina impiry.
📌 Misy kilasy mandry ( TOP 1 ka mbola kilasy mandry fogna )
📌 Leçon de vie, anao feky erany.
📌 Kafa niveau 2 dia tsy mahazo miteny malagasy na mandritry ny séances, na ivelan’ny séances, na aiza na aiza rehefa mitraotro aminay ny mpianatra. Zegny mahatonga zahay ataonandre ngengegny miteny Anglais magnaraka lalagna regny jusq @ bar regny satria misy mpianatra Niveau 2 miaraka aminay @ fotoagna regny.
📌 Salle de classe tsara, madio, manitra, tranquille, avec Wifi Gratuit.
📌 Olo tompon’ilay centre dia mampianatra fa tsy mitsimpogno mpianatra nahaihay atao mpampianatra.
📌 Olo responsable ny centre maro tsara sady maro jeunes ave maro cool.
📌 Résultats Top 1 eto Madagascar. Avec preuve fa zavatra soaratana na tenenina fotsiny.

Mbola maro fa anao kajo hamaky dia tohizantsika @ manaraka !!!
This is ZAC Center 🇺🇸

Telephone

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZAC Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.