Madagascar Up

Madagascar Up

Share

Believe in Madagascar. Positive ideas. Inspire change. Move Madagascar Up.

06/05/2026

Mitady olona vonona hiasa izahay

Fepetra takiana:

1. Manana finday ary afaka manao communication en ligne amin’ny WhatsApp sy Facebook.
2. Mahay mivarotra, manao kaonty, ary manamboatra entana amidy.
3. Madio sy mikarakara ny toeram-piasana.
4. Mahay miara-miasa amin’ny hafa.
5. Miasa amin’ny rafitra commission.
6. Afaka mivarotra mipetraka ao amin’ny toeram-pivarotana.
7. Manao tatitra isan-kerinandro.
8. Mora ampianarina ary vonona hianatra.
9. Afaka miasa 3 andro isan-kerinandro (araka ny fandaharam-potoana ifanarahana).

Raha liana dia mifandraisa aminay amin’ny alalan’ny hafatra manokana.

Misaotra.

Photos from Ravinala Roots's post 05/26/2026

Asa tanana tony e. Manasa anareo Ravinala Roots

Photos from Ravinala Roots's post 05/21/2026

Mbola misy hatrany ny famatorambola am vidiny Mirary Ravinala Roots

05/14/2026
05/10/2026

Salama daholo isika rehetra

Photos from Ravinala Roots's post 04/14/2026

Mandroso 😊😊😊

04/11/2026

Inspiration ity ho anao manana eeritreritra hamorona business mahaleo tena.
Abonneo ny pagentsika ry reto a Ravinala Roots 🙏

04/10/2026

Tolotr ‘asa

04/10/2026

Resadresaka mahaliana Ravinala Roots

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Nanaimo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


PO Box 91
Nanaimo, BC
V9R5K8