Dr Rasoatakalosoandro
Collaboration: [email protected]
Faly miarahaba antsika rehetra.Dr Rasoatakalosoandro. Vonona hifampizara amintsika ny mahasoa! Araho ary ny pejy.
Tongasoa eto amin'ny page Dr RASOATAKALOSOANDRO. Hifampizara amintsika ny soa momba ny fahasalamana.
30/09/2026
Fa atao Sonia im-piry izany ity projet Volobe Amont ity ? Sa novaina ny lokon'ny stylo sy ny lokon'ny boky😏. Fanavaozana marina izy ity izany ! Merci prezida.
30/09/2026
🇲🇬
Un cyclone humilie les bétons
Real bro
Resadresaka momba ny kitra malagasy teny an-dalana avant match ny Barea vs Tanzanie niarahana tamin'ny mpankafy football music🇲🇬💪
Efa tena avo lenta ny fisolokiana eto Madagasikara ka.
30/09/2026
Maro sary nalefanareo zay😂. Teto indray izaho tezitra tamin'ilay célébration elabe. Miverena any amin'ny camp nareo ianareo haingana de amin'izay tsy be ny fotoana very mba hitadiavana victoire. Na ny coach tsy mba niteny an-dry zalahy hoe miverena haingana fa mbola manao célébration nefa ny baolina 1-1. Teto tokony efa nampidirina i Roman mba nitadiavana 2è but ary tokony efa nesorina i Marco fa ee, tsisy coaching mihitsy.
Ny fans an'i Barça no tena malahelo rehefa tsy mandresy ny Barea satria ny fans an'i Real Madrid efa zatra resy lava.
30/09/2026
Zany chef be zany. Merci tamin'ny
combat💪🇲🇬
Tsy mora le mitabataba 😂. Maharary le mahita ny Barea izay azo lazaina fa potika ankehitriny. Mila fanarenana ny kitra malagasy.
30/09/2026
Tsy Président ny Tsingy Maroc intsony aho. Nialako ity andraikitra ity mba hahafahako miteny kokoa ary raha tsy hihaino ny tompon'andraikitra tandrify dia tsy maintsy miresaka mivantana amin'ny vahoaka isika. Ho an'ny Tanindrazana 🇲🇬✊
Izay vao hatory. Reraka nohon'ny fitiavana Barea 🥲 Alefa Barea 🇲🇬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Address
Hay Amal
Fez
30000
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Dr Rasoatakalosoandro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.