PHO RESTO
Restaurant, spécialité soupe PHO: soupe vietnamienne à base de zébu, et d'autres plats (nem, steak
21/08/2026
🎤Androany hariva 4MIRA
🎸 Revy Tamboho🎼
21/08/2026
Andro ZOMA
Plat Rapide - Plat du jour
✅Akoho sy petit pois
✅ Crabe sauce
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato
20/08/2026
Izy no DJ NIL'S 🎧
Izy no manafana ny AFTER WORK Ankorondrano isaky ny ZOMA🔥
Rahampitso ary ny fotoana miaraka amin'ny MOJITO à GOGO🍹
PHO RESTO ANKORONDRANO
20/08/2026
Fa misy koa aloa de alavitra ilay toerana hanaovana livraison e😍
Alefaso fa tonganay foana e!! mba omeo tsikitsiky tsara be nama le livreur fa tena miezaka a🥰
20/08/2026
Maro ny événements afaka karakaraina eto amin'ny PHO RESTO.
Maimaimpoana tanteraka ny fampiasàna ny toerana sy ny fitaovana rehetra ao aminy.
Efa misy ihany koa ny fitaovana fanamafisam-peo mifanaraka amin'ny toerana ary afaka ampiasaina tsara.
Aza misalasala manantona na miantso mivantana ary🙂
Réservation salle:
PHO RESTO AMPASAMADINIKA: 034 99 910 99
20/08/2026
Tandremo ny lanja. Mila mitandrina!! fa indraindray tsy maninona😋
- TAGLIATELLE A LA CARBONARA
- HAMBURGER
Tsy isan'andro fa rehefa tonga ny envie, aza miady amin'izany😍
20/08/2026
Andro ALAKAMISY
Plat Rapide - Plat du jour
✅Poulet au champignon noir
✅ Saucisse sy anandrano
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato
19/08/2026
Manodidina ny Ivato ve enao?
Tsy voatery andro faran'ny herin'andro foana vao afaka miaraka😎
PHO RESTO Ivato efa ho isan'andro ity AFTER ity🍻
ATSIOATSY!! miaraka foana isika👊
Category
Contact the restaurant
Telephone
Website
Address
Pho LOUNGE Ivato, Pho LOUNGE Ampasamadinika, Pho RESTO Akorondrano, Pho RESTO Bel'Air, Pho RESTO Bypass, Pho RESTO Ampasamadinika, Pho RESTO Ivato
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when PHO RESTO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.