Find places of worship in Antananarivo. Listings include Fahombiazana, Who I am?, Leader's God Center Madagascar, JESUS is MY LORD, S'Ãínã Wínnër, Association IRAKA Hanorina.
Ny LGC dia fiangonana mitory ny filazantsara sy ny fahamarinana amin'ny olombelona rehetra.
Organisation de jeunes chrétiens. Unis pour servir Dieu et répondre à notre appel qui est d’être une bénédiction pour les autres. « ...Je te bénirai ... et tu seras une source d...
"Ny fahamarinana manandratra ny firenena" OHABOLANA 14:34
Hafatra feno fanantenana, fampaherezana ary finoana mifototra amin'ny fampanantenan'Andriamanitra
Efe 6:19 ... hiloa-bava amin'ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara.
Fikambanana tanora maro mitory an'i Jesosy Kristy
"Filipiana 3:8." Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran'ny hatsaran'ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompoko,
Maina ny ahitra, malazo ny voniny; Fa ny tenin'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay. — Isaia 40 : 8
Fiangonana Apokalypsy eto Madagascar tarihin'ny Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné
"Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny Teninao." Salamo 119:105
Eto izahay dia manasa ny rehetra hahita antony lehibe hifaliana noho ny fahazavan’i Kristy ho amin’ny fiainana. Ity pejy ity dia tsy pejy ofisialin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho a...
We will notify you when anything happens in Antananarivo.