Trandraka

Trandraka

Share

Ny saina no mamorona, ny finiavana no manangana.

01/07/2026

Modélisation d'une chaise

01/07/2026

j'ai une défi a relevé aujourd'hui faire arrêté de présente des projets fini mais publier le processus de réalisation 💪👊
je me donne jusqu'à 7 h

30/06/2026

R11 GTX ndray ary eee💪

Photos from Trandraka's post 21/06/2026

🐂 Omby amin'ny endrika 3D!

Noforoniko tamin'ny Blender ity omby ity mba hanatsarana ny fahaizako amin'ny famoronana maodely 3D mifototra amin'ny zava-misy sy ny kolontsaina malagasy.

🔥 Omeo naoty 1 ka hatramin'ny 10!
👇 Soraty ao anaty commentaire ny naotinao.

🔔 Aza adino ny manaraka ny pejy!

Photos from Trandraka's post 17/06/2026

⚽️ Kiraro baolina kitra 3D

Ity kiraro baolina kitra ity dia noforoniko tamin'ny Blender. Nanandrana texture samihafa aho, ary nampiasa ny logo-ko manokana tamin'ny UV Mapping mba hanomezana endrika miavaka azy.

🔥 Iza amin'ireo texture no tianao indrindra?

Soraty ao anaty commentaire ny laharana tianao indrindra! 👇

🔔 Aza adino ny manaraka ny pejy raha te hahita famoronana 3D sy tetikasa vaovao maro kokoa!

Photos from Trandraka's post 16/06/2026

🏡 Trano tsotra, fa feno aingam-panahy.

Ity dia maodely 3D noforoniko tamin'ny Blender, nalaina aingam-panahy avy amin'ireo trano eny ambanivohitra. Dingana iray hafa amin'ny fanatsarana ny fahaizako amin'ny famoronana tontolo sy zavatra 3D.

Ahoana ny hevitrao momba azy? 😊

👉 Aza adino ny manaraka ny pejy raha te hahita ireo famoronana 3D manaraka!

Photos from Trandraka's post 13/06/2026

version final❣️❣️

27/05/2026

Première animation 😅

Photos from Trandraka's post 16/05/2026

🏠✨ Vita indray ny iray amin'ireo création-ko amin'ny Blender.
Mbola manohy mianatra sy manatsara isan’andro 🎨🔥
Ahoana ny hevitrareo momba ity design ity ? 👀

Raha mafinaritra anareo dia aza hadino ny misuivre ny page sy mizara ny publication 🤝❤️

08/05/2026

Nasiana texture ilay sarety ✨
Efa misy texture ilay sarety 🎨
Fanavaozana texture amin’ilay sarety 👀
milay Kely ery rehefa misy texture ❤️

Category

Address


Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trandraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Fianarantsoa.