Cynthia Cynthia
Aza mitsahatra, aza milavo lefona, ataovy hoe ianao tsy maintsy ho tafita π―β
19/08/2026
Jehovah oh mamelΓ anay ππ»
17/08/2026
Toero ny fahavalo β¨
16/08/2026
π
14/08/2026
Jesosy no mpamela heloka
Ary ny finoana anao πππ»
13/08/2026
Mino an'ny JΓ©hovah amin'izay rehetra amin'ny fonao rehetra π fa izy no mpanasitrana
12/08/2026
Izaho no mpiandry tsara,ny mpiandry tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry ππππ»
09/08/2026
08/08/2026
Rehefa avy nifady hanina Jesosy tao anaton'ny 40 Alina sy Andro dia naka fanahy azy ny devoly
Raha tena zanak'Andriamanitra ianao hoy izy dia avadio M**o io Vato io , ka nivadika m**o izany , tsy faly ny devoly fa miambena , matokia an'Andriamanitra
"Tsy ny m**o ihany no hiveloman'ny olona fa ny tenin'Andriamanitra ihany koa"
07/08/2026
Zahavo Jehovah β¨
04/08/2026
Mino an'Andriamanitra amin'izay rehetra atao, fa afahany ny aretina rehetra , fahafatesana ny fanahy mamatopatotra sy mangeja anao.. ka aza mitsahatra mivavaka mba ahazo ny fiainana Mandrakizay ππ₯β¨
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Tananarivokely