Excel Rakotomanana
Mitory ny fahatsaran' Andriamanitra sy ny fitiavan' i Jesosy. Manangana anao ho Kristianina manam- pa
IANAO IHANY KOA ATAOVY AZO ANTOKA FA HOAVY...
26/09/2026
FAMANGIANA TSY MAHAZATRA
Tongasoa ianao amin ity fotoana hafa kely ity.
MANGARIVOTRA MITSOFOKA AM BAOBA Ampitan ny station Shell trano maintso akaiky ny Espace Médicale MAHASOA
Tsy miova JESOSY mbola miasa izy ary afaka hanao fahagagana eo amin ny fiainanao
19/09/2026
ARY IZY IREO NANDEHA NITORY TENY REHETRA TENY..
18/09/2026
Aza adino ito fotoana lehibe ito
Salamo 46: 1 Fanampian Andriamanitra no azo antoka indrindra
13/09/2026
FITORIANA FILAZANTSARA
Ezekiel 18: 4 Indro ahy ny fanahy rehetra...
Sabotsy 12 Septembra...
LOVE CHAPEL TOAMASINA
11/09/2026
Manana fotoana Lehibe isika ny Alahady izao
Tongava ianao fa hain' Andriamanitra ny manao sy manefa ny zavatra irina sy angatahanao...
05/09/2026
Sabotsy 05 sept 2026
Tsara ny Tompo
Depot Canada
Category
Telephone
Website
Address
Mangarano
Toamasina
501