Alain Rasambany
๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ป๐ฎ
Mifanome tanana ho amin'ny Fampandrosoanaโฝ๐๐ฒ๐ฌ
01/09/2026
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
ASIEF MANAKARA 2026
๐คพโโ๏ธCALENDRIER VOLLEY BALL๐คพโโ๏ธ
01/09/2026
01/09/2026
๐๐๐๐๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐ง๐๐ข ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐๐ง๐ฅ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ก๐ข๐ฅ๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ง๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ง๐๐ก๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ฃ๐ก๐จ๐
๐๏ธ 1 septembre 2026
๐Antananarivo | Ambohijatovo
๐ค Nanatanteraka fihaonana taminโny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Dรฉsirรฉ, niaraka taminโireo mpiara-miasa aminy, tao Ambohijatovo ny Solontena maharitry ny PNUD eto Madagasikara.
๐ฆ Nifantoka taminโny fanaraha-maso ny fiofanana ho anโny tanora momba ny fanabeazana ho olom-pirenena sy ny fandraisana anjara ara-politika ny fihaonana. Nifampidinihana ihany koa ny momba ny fanamafisana ny fandraisanโi Madagasikara anjara aminโny YouthConnekt Africa 2026, sehatra iray lehibe entina hampiroboroboana ny fandraisanโanjaranโny tanora sy ny fahaizany mandray andraikitra aminโny fampandrosoana.
๐ต Naneho ny fahavononany hanohy sy hanamafy ny fiaraha-miasa aminโireo mpiara-miombonโantoka ny Minisitera, ho fanohanana ireo hetsika sy fandaharanasa mikendry ny fampiroboroboana sy fanomezan-danja ny tanora Malagasy.
PNUD Madagascar
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
01/09/2026
๐๐๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ -๐ฃ๐๐ง๐๐ก๐ง๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก๐๐ฉ๐ข๐ก'๐ก๐ฌ ๐ง๐๐๐๐ฅ๐ฌ ๐๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ง๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ง๐๐ก๐ ๐ฆ๐ฌ ๐๐ง๐ฆ๐๐ก๐๐ข๐ฉ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐๐ก๐ข๐ฅ๐ (๐ง๐๐๐๐ง๐)
๐1 septambra 2026 | Mahamasina
๐ฆTontosa androany tao amin'ny Salle de confรฉrence, Palais des Sports Mahamasina ny lanonana famindram-pitantanana teo amin'ny Tale Jeneraly mpisolo toerana ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐ ๐ผ๐ก๐๐ฉ๐๐ง๐ sy ny Tale Jeneraly vaovao ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐๐๐
๐ ๐๐ช๐ฎ ๐๐๐ช๐ง๐๐ฃ๐ฉ izay hiandraikitra ny fitantanana ny Tahiry Aina ho an'ny Fanatanjahantena sy Itsinjovana ny Tanora.
๐ตNanotrona sy nanome voninahitra ity lanonana ity ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena RASAMBANY Alain Dรฉsirรฉ, niaraka amin'ny ireo mpiara-miasa aminy.
๐ฆNaneho fisaorana sy fankasitrahana ho anโny Fitondram-panjakana ny Tale Jeneraly vaovao, RAMANANKAMONJY Guy Laurent, noho ny fahatokisana napetraka taminy aminโny fanendrena azy hiantsoroka izao andraikitra vaovao izao. Nisaotra ny Tale izay mpisolo toerana teo aloha ihany koa ny tenany noho ny ezaka sy asa notanterahiny niaraka tamin'ireo mpiara-miasa ary nanome toky fa anao iezaka hampandroso ny fanatanjahantena sy ny tanora ary hanatsara ny fitantanana sy fikojakojana ireo fotodrafitrasa manerana an'i Madagasikara.
๐ทAsa tokoa no andrasana amin'ireo tompon'andraikitra hoy ny Minisitra ary antenaina fa hitondra angovo vaovao sy fitarihan-dalana vaovao ahafahana manampy ireo tanora sy mampandroso ny fanatanjahantena amin'ny amin'ny alalan'ny tamberin'andraikitra hampisy aina indray ny fitantanana.
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
01/09/2026
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
๐ฒ๐ฌ IHF NATION TROPHY โ SENIORS DAMES 2026 ๐
Vonona indray ny sehatry ny handball vehivavy Seniors!
๐
29 Septambra โ 04 Oktobra 2026
๐ Complexe Sportif CNAPS Vontovorona
๐ 14h00 โ 18h00 isanโandro
Hifanandrina aminโity fifaninanana ity ireo ekipa avy aminโny Madagasikara ๐ฒ๐ฌ, Maurice ๐ฒ๐บ, Comores ๐ฐ๐ฒ, Seychelles ๐ธ๐จ, Rรฉunion ๐ท๐ช ary Mayotte ๐พ๐น.
Fotoananโny fifaninanana, firaisankina ary fanehoana ny talentanโny handball vehivavy aty aminโny ranomasimbe Indianina!
Andao hanohana sy hamporisika ireo solontenanโi Madagasikara!
01/09/2026
โ๐๐จ๐ฎ ๐ซ๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ค๐ง๐, ๐๐ ๐๐๐ง๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ก๐๐ฎ ๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฉ๐จ๐ค.โ Hoy ny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblikanโi Madagasikara ny Kolonely RANDRIANIRINA Michaรซl.
๐ฑ Manokatra lalana vaovao ho anโireo tanora manana tetikasa, ary ho anโireo mpandraharaha manerana anโi Madagasikara ny Fandaharanโasa Nasionaly FANDROSO.
---------------------------------------------------
๐ Ireto avy ny antontan-taratasy ilaina raha maniry ny hisitraka ny ๐๐ผ๐น๐ผ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ง๐ฆ๐๐ฅ๐ฌ ianao (Fanohanana ara-bola hatramin'ny ๐ฒ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ)
1- Sary tapaka roa
2- Dika mitovy ny karampanondrom-pirenena voamarina teny amin'ny kaominina
3- Fanamarinam-ponenana latsaky ny 3 volana
4- Fintin'ny tetikasa na drafi-pandraharahana na business plan
5- Raha toa ka efa nanana orinasa : ento ny NIF, STAT, RCS, taratasy ara-bola ananana raha toa efa niodina ny orinasa.
6- Takelaka fisoratana anarana Tsiry, voafeno sy voasonia izay azonao alaina eto :
https://drive.google.com/drive/folders/1isBEVXKzU7VW6ghRTA-E0axDR2wq0GWl
---------------------------------------------------
๐ Ireto indray ary ny antontan-taratasy ilaina raha maniry ny hisitraka ny tolobola ๐๐๐
๐๐๐ ianao (Fanohanana ara-bola mihoatra ny ๐ฒ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ)
1- Sary tapaka roa
2- Dika mitovy ny karampanondrom-pirenena voamarina teny amin'ny kaominina
3- Fanamarinam-ponenana latsaky ny 3 volana
4- Fintin'ny tetikasa na drafi-pandraharahana (business plan)
5- NIF, STAT, RCS ara-potoana
6- Takelaka fisoratana anarana Tafita, voafeno sy voasonia izay azonao alaina eto :
https://drive.google.com/drive/folders/1OdZrFPPNZgjHMKiaKstiYyTc_S78d1VO
๐๐๐๐ง๐๐ฉ๐๐จ๐ฎ ๐๐๐๐ ๐ข๐๐ฉ๐ฎ ๐๐ก๐๐๐ฃ๐ :
1- Tatitra ara-bola farany
2- Fanamarinana ny filร na ara-bola (faktiora, tombam-bidy, taratasy famandrihan'entana, fifanarahana na zavatra hafa)
3- Taratasy kaonty avy any amin'ny banky
***๐๐๐ ๐๐ผ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ผ ๐ฟ๐ผ๐๐๐๐ ๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ๐-๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ผ.
๐๐ ๐ผ๐'๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐ผ๐๐๐ผ (๐๐ค๐ง๐ข๐ช๐ก๐๐๐ง๐+ ๐๐ฃ๐ฃ๐๐ญ๐).
๐๐ ๐ผ๐'๐๐ ๐๐ผ๐๐๐๐ผ ๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐๐๐ (๐๐ค๐ง๐ข๐ช๐ก๐๐๐ง๐+ ๐๐ฃ๐ฃ๐๐ญ๐).
Rehefa feno avoaka ireo dia azo aterina mivantana ety amin'ny birao foiben'ny FANDROSO Soanierana Ankadimbahoaka na alefa Paositra amin'ity adiresy manaraka ity:
๐๐๐ ๐๐๐,๐ข ๐๐จ๐ฎ๐ฅ๐๐ฏ๐๐ซ๐ ๐๐ฬ๐ง๐ฬ๐ซ๐๐ฅ ๐๐ข๐๐ก๐๐ซ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
01/09/2026
๐คพโโ๏ธ๐คพโโ๏ธ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ โ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐ ๐บ๐๐๐๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐ ๐ณ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐
๐
31 Aogositra 2026
๐ Gymnase Couvert Mahamasina
Nanomboka androany tao aminโny Gymnase Couvert Mahamasina ny Fifaninanana Tompondakanโi Madagasikara aminโny taranja Handball, sokajy Senior Lehilahy sy Vehivavy.
Tonga nanatrika sy nisolo tena ny Minisitera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena taminโny fanokafana ny fifaninanana ny Tale Mpandrindra Nasionaly misahana ny โรducation Physique de Qualitรฉโ, izay nanambara taminโny fomba ofisialy ny fanombohanโny fifaninanana. Nandritra izany ihany koa dia nanolotra fitaovana ho an'ireo mpitsara izay niatrika fiofanana ny Federasiona handball La Rรฉunion.
Mampivondrona ireo ekipa Senior Lehilahy sy Vehivavy avy aminโny faritra samihafa eto Madagasikara ity fiadiana ny tompondaka nasionaly ity, ka sehatra iray lehibe hanandratana sy hampiroboroboana ny Handball Malagasy.
๐คพโโ๏ธ๐คพโโ๏ธ Mirary fahombiazana ho anโireo ekipa rehetra mpandray anjara!
Fรฉdรฉration Malagasy de Handball
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
01/09/2026
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Toliara II
Toliary
601