Nutribiby
.
12/06/2026
🌍🎉 Grande Finale Eco Cup Challenge 2026 🎉🌍
📅 Samedi 13 juin 2026
📍 Jardin de la Mer – Toliara
🕘 Dès 9h00 – Entrée gratuite
La jeunesse de Toliara se mobilise pour l’environnement ! Venez découvrir les talents des élèves et étudiants qui relèvent le défi de l’Eco Cup Challenge 2026, organisé dans le cadre de la Journée Mondiale de l’Environnement 🌱.
Au programme :
✨ Stands et animations pour sensibiliser et divertir
✨ Grande finale du concours 🏆
✨ Remise des lots aux champions de l’innovation verte 🎖️
Un rendez-vous festif et engagé pour célébrer la créativité, la responsabilité et l’avenir durable de notre ville 🌍💡.
👉 Partagez l’événement, invitez vos amis et rejoignez-nous pour soutenir les finalistes !
11/06/2026
🔥 Manao provende ho an'ny bibinao ve ianao ?
Aza mividy “proteinina” lafo intsony !!
Efa misy mora atao amin’ny NUTRIBIBY !!
📘 izahay dia mamokatra “proteinina” avy amin'ny fanodinana vokatra avy amin'ny Horita (Poulpe) sy Trondro (Poisson), natao ho an'ny :
✅ Fiompiana trondro
✅ Akoho gasy
✅ Akoho manatody
✅ Gana
✅ Kisoa
🌍 Tombony :
✔ Vokarina eto Toliara
✔ Akora avy amin'ny harena an-dranomasina eto an-toerana
✔ Misy avy hatrany
✔ Mora kokoa noho ny proteinina maro eny an-tsena
✔ Mety amin'ny fanamboarana provende
💰 6 000 Ariary/kg ny vita amin’ny Horita
💰 7 500 Ariary/kg ny vita amin’ny Trondro
Anisan'ny proteinina mora indrindra azo vidiana eto Toliara.
📣 Raha te-hanandrana na hahafantatra ny tahiry misy ianao dia mifandraisa aminay.
📞 034 84 344 57 / 034 19 952 24
📍 Toliara, Madagascar
Category
Telephone
Website
Address
Toliary
601
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |