D-Lain

D-Lain

Share

FAY (pervers narcissique) mon dernier son est désormais disponible

18/09/2026

KARMA... Mandeha avao inspiration ato ndre tafilitsy garazy.
Soraty ambany ao laha tianao aboakitsika 😉
Abonnez-vous ➡️ https://vm.tiktok.com/ZN86PwWMq/

16/09/2026

Tournée 2026-2027 tarika D-Lain manomboka novambra ...

15/09/2026

Tatata moya tournée 🤣 Teny rosiana ilay raha. Tsiaro mamy e

15/09/2026

Inona no avalitsika eto?

14/09/2026

Nanao akory ny fihetsem-ponareo tamin'izany?
Sary talohan'ny seho... Iray taona lasa izay... Tantara mipetraka

13/09/2026

Akore👋🏾 aza hadinoina mamandrika ny tarika D-Lain na inona na inona fety, sns...sns Midira whatsapp +336.61.20.75.65

12/09/2026

Aiza ny faritra tianao handehananay? Miomana fa hanomboka ny fitetezam-paritra tarika D-Lain

11/09/2026

Ankoatran'ny teny ratsy 😅 Teny avy @ faritanin'i TOLIARA hainao? Na vezo, na mahafaly, na antandroy, na antanosy, na masikoro, na bara, sns...sns.
➡️ Hira vaovao HARENAKO efa ao an.

10/09/2026

Fitafy avy @ faritra aiza eto amitsika moa izao? Hanomboka ny tournée tarika D-Lain novambra izao miomana ohhh!

09/09/2026

Akory iaby 👋🏾 Faritra aiza no misy anao? Dia inona ny hiran'i D-Lain ankafizinao? Elaela tsy hita teto @ pejy fa hanomboka novambra izao ny fitetezam-paritatra ny tarika D-Lain.

Category

Telephone

Address


Toliary