Antsa
Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Antsa, Épicerie, Ile du port, Victoria.
19/07/2026
Raha zatra mampiasa ny teny hoe "I like" foana ianareo amin'ny teny Anglisy (izay midika hoe "tiako"😍), dia afaka ampiasaina ireto teny manaraka ireto ho solony :
1. I am fond of...
=> I am fond of listening to music. (Tena tiako ny mihaino mozika.)
2. I am keen on...
=> I am keen on learning English. (Mankafy/ Tia mianatra teny Anglisy aho.)
3. I enjoy...
=> I enjoy spicy food. (Tiako ny sakafo masiaka.)
Ary ianareo inona no mba tena tianareo? Soraty eo ambany ary 🤗
Dia mazotoa mampiasa ireo teny ireo manomboka Izao!😊
19/07/2026
🤔
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Type
Site Web
Adresse
Ile Du Port
Victoria