Find places of worship in Antananarivo. Listings include FPVM Fitandremana Taninanandrano, Shammah Apwam, Fifohazana Tobilehibe Ankaramalaza - Foibe, Alitaran'ny Fo Vavaka, FJKM Isotry Fitiavana, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano Ofisialy.
Ny Eglise FPVM Foibe Taninanandrano, dia Fiangonam-pifohazana hanao ny asa nanirahan'i Jesosy Kristy :Hamonjy ny fanahy very sy reraka, hampahery, hampandroso, hikolokolo ary hitar...
Shammah Apwam of Greater Glory is an apostolic and prophetic voice sent to this generation.
Tobilehibe Ankaramalaza est l'un des quatre Mouvements de Réveil spirituel malgaches, initié en 1941 à Ankaramalaza (Côte Sud-Est Madagascar) par VOLAHAVANA Germaine, appelée aussi...
Ny iraka: Hampahery, hanangana, ary hampiely ny hafatry ny fitiavan’Andriamanitra amin’ny alalan’ny vavaka, fijoroana vavolombelona, sy fizaràna fampaherezana ara-panahy. ✨
FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAM-PARITANY ANTANANARIVO ANDREFANA FITANDREMANA ISOTRY FITIAVANA
Ity pejy ity dia natao hizarana tenin'Andriamanitra sy vaovao mari-pototra ho an'ny olona rehetra,
Ndao hiantsena ao amin' Click & shop Behoririka BOX37 entre Luxor sy Galana 🤗🤗 mora be daholo anie
FIANGONANA MAHA MASINA
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. ( Matio.6: 33)
Fiangonan'i Jesoa Kristy Eto Madagascar se trouve à Madagascar. La société travaille sur Religion comme activités d'affaires. -
Adorateur-Artiste Evangélique -Auteur compositeur 👉RnB /Gospel Music
Taranak'i Rainitrena, Andriamahery, Pasteur Andrianony, Frank Rasoamanana
Jehovah no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy Izy. Sal 118:14
Union de Fédérations des Églises Adventistes du Septième Jour Océan Indien. Page officielle.
Finaritra o! Ity pejy ity dia natao manokana mba ahafahanao mandray filazantsara, fizarana ary fampaherezana ara-panahy ilainao amin'ny fiainanao manontolo...
Vovonana Diosezy Katolokan'ny Ankizy - DIOSEZIN'ANTANANARIVO. Pejy ifandraisana amin'ny Birao Mpandrindra Diosezy
JESOSY KRISTY AVY ANY NAZARETA ✝️ "... Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny f...
« Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan’Andriamanitra amin’ny Fanahy. » Efesiana 2:22
✅Mijoro ho @ fahamarinana ✅Fiarovana sy fampijoroana ny fotom-pampianarana Jesosy Mamonjy izay nitarihan'ny Ray aman-dreny mpanorina ✅Fiarovana ny asan'Andriamanitra ✅Fampahere...
Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara Synodam-paritany Iarivo Avaradrano Fitandremana Ambatonakanga.
"Ny tsy fahalalana ny Soratra Masina, tsy fahalalana an'i Kristy"
Fotoam-bavaka: -Sabotsy 8h30-15h -Alahady: 8h-10h -Alatsinainy: 6h-7h30 -Talata: 6h-7h30 -Alarobia: 6h-7h30 / 16h45-18h15 -Alakamisy: 6h-7h30 -Zoma: Tendrombohitra Jerosalema 🫵Ten...
"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra. "Efesiana 2:8
Fiangonana Teny Velona Manova Fiainana Groupe Ba
📖 “Koa mahereza sy matanjaha tsara ianao, hitandremanao hanao araka ny lalàna rehetra.” Josoa 1 : 7
Identifying, Training and Equipping pastors for ministry.