Find places of worship in Antananarivo. Listings include Hidera Anao aho, FIZAPI Jesosy Mamonjy, Eklesia Episkopaly Malagasy - Diosesin’Antananarivo, FJKM Soanierana, Sampana Vokovoko Manga - FJKM Andraisoro, Izaho ho avy hananany Fiainana.
FIraisankinan'ny ZAnaka mPItandrina Fiangonana JESOSY MAMONJY
Pejy fampitam-baovao avy amin'ny EEM Diosesin’Antananarivo. “Fiangonana mifanolo–tànana ho vavolombelon’ny fitiavana sy ny asa tsara ao amin’i Jesoa Kristy.” « Ary aoka isika hif...
« Miderà Azy nohon’ny asany lehibe fa asany isika voaforona tao amin’I Kristy Jesoa, mba hanao asa tsara. » Sal. 150:2a Efes. 2:10a
Fitoriana ny filazantsara amin'ny alalan'ny hira, dihy, tantara,...
"Ary Jehovah hitari-dàlana anao mandrakariva, sady hahavoky ny fanahinao ao amin'ny tany karakaina aza, sy hampahatanjaka ny taolanao; Dia ho tahaka ny saha vonton-drano hianao, sy...
Sampana Tanora Kristiana Zandriny eto amin'ny FJKM Avaratr' Andohalo, Synodamparitany Antananarivo Atsinanana (SPAA 12).
"Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay Mampahery ahy" Fil 4 : 13
Unité, fraternité et solidarité entre les membres.
Manampy anao izahay hiala amin'ny zava mahadomelina na zavatra mampiankin-doha anao ka mety hanimba ny fahasalamanao.
TANA CITY CENTRE ANALAKELY DIA MISY, MBA HO TARA-PAHAZAVAN’I KRISTY ETO ANTANANARIVO INDRINDRA INDRINDRA, MBA HAMPANAKOAKO NY FILAZANTSARA TOKANA
REJOICE Family, un groupe de jeunes qui a pour objectif de répandre la parole de Dieu
" Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'Ilay tia antsika." Romana 8:37
Sampana iray ao anatin'ny Sampana Mpanazava sy Tily ao Avaratr'Andohalo izahay. Mitaiza sy manabe !
Page officielle de l'Eglise Adventiste du 7e jour Ambodimita
La communauté #Ahmadiyya est la personnification du message bienveillant de l'Islam, un #Islam qui prône la paix, la fraternité globale et la soumission à la volonté de #Dieu.
Ny Pejy "Toriteny AFON'NY FANAHY" dia pejy afahanao mandray fampaherezana @ alalan'ny Toriteny, Mozika, Fijoroana Vavolombelona, Horonan-tsary.
Izaho no mofon'aina izay manatona Ahy tsy mba ho noana ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony
✨. Mitsangana, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao.✨
Afaka miara miasa @tsika rhtr ny SVM Antsahamaro fitahiana amin'ny asa fitorina an'i Jesoa Kristy
We will notify you when anything happens in Antananarivo.